Fifaliana ho ahy no misaotra anareo izay namaly ny fanasana ka tonga maro eto androany. Arahaba tongasoa eto amin’ity toerana ity. Ny fahatongavanareo maro be toy izao dia raisiko ho finiavana sy fahavononana hifanome tanana hiaro ny zon’ny vehivavy, ny lehilahy, ny tanora ary indrindra ny ankizy.
Tsapako fa isika rehetra mihitsy no mitovy fomba fijery ka vonona hampitsahatra ny herisetra.
Anton’izao fivoriantsika eto izao ny fanombohana ny fanentanana mikasika ny ady amin’ny herisetra. Betsaka ny dingana tokony lalovatsika momba izany. Tsy vitan’ny resaka am-bava fotsiny ny famongorana ny herisetra fa mila fandraisana andraikitra. Ho atao laharampahamehana noho izany ny famolavolàna lalàna miompana manontolo amin’ny ady amin’ny herisetra mba ho fiarovana ny zon’olombelona.
Mpiara-miombonantoka fototra amin’izao ady amin’ny herisetra izao ny rantsan’ny Firenena mikambana misahana ny mponina na ny FNUAP. Tolorako fisaorana eram-po eran-tsaina izy ireo amin’ny fiaraha-miasa rehetra teo aloha / sy izay mbola hiarahana.
Déclarations 25 Novembre 2022
Tompokolahy sy Tompokovavy, 25 Novambra 2022. Daty natokan’ny Firenena mikambana ho fanombohana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fanafoanana ny herisetra mianjady amin’ny vehivavy antsoina hoe « 16 jours d’activisme ». « Fiaraha-monina anaty fitovian-jo : lavitra ny herisetra » no lohahevitra amin’ity taona ity. Ny herisetra mianjady amin’ny vehivavy dia iray amin’ireo ady mafy amin’izao […]
Déclarations 04 Décembre 2021
Madame la Présidente de l’Assemblée Nationale, Mesdames les Ministres, Monsieur le Représentant résident des Nations Unies, Madame l’Ambassadrice de l’Union Africaine, Monsieur le Représentant de l’UNFPA, Madame la Représentante de l’ONUDI, Mesdames et messieurs, Je suis particulièrement honorée d’être invitée à cette journée de réflexion, dont l’objectif est d’identifier les moyens pour aider les femmes […]
Déclarations 25 Novembre 2021
Cette date du 25 novembre 2021, journée internationale pour l’élimination de la violence à l’égard des femmes, est pour nous les femmes, une date importante qui nous permet de manifester notre solidarité. Et aujourd’hui, je veux tout d’abord m’adresser à ces femmes qui subissent la violence, la brutalité.Je veux m’adresser à celles qui souffrent dans […]